@UCH3MFMbFA8w9JDv6M106hMg - 95 subscribers
ato no andefasako ireo "video"n'ireo tarika malagasy miangaly ny vy na "metal" izay nalaiko tany amin'ny seho isankarazany, mazotoa mijery ry zalahy sy zavavy, dia ho ela velona ny revy metaly \m/